Fety / Fomban-drazana

FETY TSY ARAKY NY SORATRA MASINA

Ny fety samihafa tsy  araka ny Soratra Masina dia ireo izay nolovaina tamin’ny fomba maro, noforonin’ny mpanjaka na ny mpitondra teo amin’ny firenena iray, na vokatry ny finoan'ny olona.
Misy karazany maro izy ireny.


Mety ho avy amin’ny fomban-tsampy no niandohan’ireny fety tsy araka ny Soratra Masina 
ireny.

Maro tokoa ny andro ankalazan’ny Kristiana ankehitriny na dia tsy voalaza marina araka ny Soratra Masina akory aza. Matetika ny olona no tsy mahalala akory ny niandohan’ireny fety ireny. Anisan'izany ireto manaraka ireto:


3) Saint Valentin
4) Paka Alahady 
5) Fetin’ny maty
6) Haloween
7) Fiakaran'i Masina Maria
8) Fetin’ny olo-masina, sns …