1. Fankalazana ny fiverenan’ny masoandro taorian’ny ririnina no niandohan’ny 25 Desambra. Rehefa ririnina dia mangatsiak ary mirotsaka ny oram-panala. Noho izany, ny fiverenan'ny andro mafana sy masoandro dia nankalazaina fatratra, satria ilay andriamanitra masoandro notompoin'ny Romana sy ny Grika no inoany fa mahatonga ny hafanana toy izany.
2. Ny
tantara
maneho
ny
niandohan’ny
Krismasy
dia manambara
fa fomba
Jentilisa
no nampidirina
tamin’ny
fiangonana
Kristiana,
ary
ny
fankalazana
azy
dia manamarina
izany.
3. Tsy
nandidy
ny
mpianany
na ny
fiangonana
hankalaza
ny
nahaterahany
i Jesosy
izay
tompon’ny
fety. Ireo Andro Firavoravoana Voatendrin'i Jehovah no voasoratra fa notandreman'i Jesosy sy ny mpianany. Tsy misy mihitsy andalan-tSoratra Masina milaza fa nampirisika ny olona hitandrina sy hiravoravo noho ny nahaterahan'i Kristy Jesosy. Ny nambaran'i Jesosy fa tokony hotsarovana kosa dia ny nahafatesany.
4. Ny
fividianana
kilalao,
fitafina
vaovao
mandritra
ny
vanim-potoanan’ny
Noely,
dia tena
mampandroso
ny
varotra
sy
ny
toe-karena;
ary
miteraka
fitsiriritana,
fifaninanana
sy
fifampialonana
eo
amin’ny
mpiara-belona
sy
mpiara-mivavaka
koa
izany.
Mihamaro
ny
halatra
sy
vaki-trano
raha
vao
miandoha
ny
volana
Desambra.

Noel
= Natalys
(latin) na nativité ( fahaterahana)
na koa hoe: No (tsy misy) + El (Andriamanitra)
na koa hoe: No (tsy misy) + El (Andriamanitra)
Noho izany, manambara ny fahaterahan’iza marina ny Noely?
Noho ireo antony 5 voalaza ireo, dia tsy tokony handany vola sy fotoana hankalaza ny Noely sy Krismasy ny olona.
►Inona ireo Andro Firavoravoana Voatendrin'i Jehovah?
Noho ireo antony 5 voalaza ireo, dia tsy tokony handany vola sy fotoana hankalaza ny Noely sy Krismasy ny olona.
►Inona ireo Andro Firavoravoana Voatendrin'i Jehovah?